Dikan'ny teny : sôva

Hampiditra dikany hafa
(Tsm) a.: Karazan-tononkalo tsimihety mitsikera toe-javatra iray na mitantara toe-javatra iray (oh. sôva momba ny nahazoan'ny Vazaha ny tany) amin'ny teny mirindra matetika miady ri-ma. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0078