Dikan'ny teny : rotsirotsina
Hampiditra dikany hafa
(rotsirotsy) mt. ih. (rotsirotsio): (zaza) Asavilivily eo amin'ny sandry mba hampangina na hampatory azy na hahafinaritra azy fotsiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha