Dikan'ny teny : ropiropy
Hampiditra dikany hafa
a.: Fahantrana amim-pivelomana, fahoriana, fahadiranovana, filopilopiana. - t.i.f.: Ropiropina, aropiropy / miropiropy, firopiropy, mpiropiropy 1 maharopiro-PY.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha