Dikan'ny teny : rokoroko
Hampiditra dikany hafa
a.: Fivontovontosana kely majinika be dia be ao amin'ny vohon-javatra iray, hasaosao, haraorao. * t.i.f.: Arokoroko, rokorokoina / mirokoroko, firokoroko, mpirokoroko / marokoroko / faharokoroko, harokorokoana, faharokorokoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha