Dikan'ny teny : roborobo
Hampiditra dikany hafa
a.: Toetran'ny afo miredareda, mirehitra fatratra. * t.i.f.: Roboroboina, roboroboana, aroborobo, voaroborobo, tafaroborobo / mandroborobo, fandroborobo, mpandroborobo / androboroboana, fandroboroboana / miroborobo, firoborobo, mpiroborobo / iroboroboana, firoboroboana / maharoborobo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha