Dikan'ny teny : roboana
Hampiditra dikany hafa
(robo) rat. ih. (ro-boy): Fitahina amin'ny teny mamy, dokadokafana: Noroboan'ny namany izy dia roso tokoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha