Dikan'ny teny : robiroby

Hampiditra dikany hafa
a.: Ilazana ny fiarahan'ny mpianakavy mifalifaly, miravoravo. * t.i.f.: Robirobina, arobiroby, tafarobiroby / mirobiroby, firobiroby / irobirobiana, firobirobiana / maharobiroby. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074