Dikan'ny teny : ririsana

Hampiditra dikany hafa
(riry) mt. ih. (ririso): Enti-milaza ny zava-maniry izay alana ny raviny: Ririsan' ny fanala ny ravin'ny zauamaniry. ΒΆ M. h.: Orosana, na orotana. ? Ongotana, alana (ravina). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0264