Dikan'ny teny : rihana

Hampiditra dikany hafa
a.: Ny ambaratonga ambonyrehetra amin'ny trano: Any amin'ny rihana faharoa izahay no mipetraka. ? Ny ngorodona. - t.i.f.: Rihanina, voarihana / mirihana, firihana / rihandxihana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0067