Dikan'ny teny : rere
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Soka-dranomasina lehibe.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Poa-basy maro atao indray mirefotra. ? F.-p.: Manao rere (miaramila maro) indray manapoaka ny basiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
a.: Anaram-borona izay fantatra kokoa amin'ny anarana hoe vorondreo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha