Dikan'ny teny : rendrirendry

Hampiditra dikany hafa
a.: Zavatra manjelanjelatra ka mahajemby ny maso; fipendrampendran'ny rivotra sy ny hazavana rehefa mafana ny andro; zavatra mamirapiratra sy manonjanonja eny amin'ny rivotra rehefa migaingaina ny hafanana. - t.i.f.: Arendrirendry, voarendrirendry / mandrendrirendry, fandrendrirendry, mpandrendrirendry / mirendrirendry, firendrirendry, mpirendrirendry / irendrirendrena, firendrirendrena / maharendrirendry. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0474