Dikan'ny teny : rehetana
Hampiditra dikany hafa
(rehitra) mt. ih. (reheto): Velomina (afo): Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon'ny terza ny kitay. 1 Asiana: Norehetany tehamaina ilay karilahy fa namitaka azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha