Dikan'ny teny : rasaina
Hampiditra dikany hafa
(rasa) mt. ih. (rasao): Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity. * F.-p.: Rasain-koho: entimilaza hena matavy izaitsizy ka ny hoho ihany dia ampy handrasana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha