Dikan'ny teny : ranomafana
Hampiditra dikany hafa
a.: Rano mafana toy ny vao avy nampangotrahina mivoaka avy any anaty tany iloman'ny olona mararin'ny rohana sy ny aretinkozatra ary ny malemy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha