Dikan'ny teny : ranga

Hampiditra dikany hafa
1. (Ski) a.: Karazam-bahy fanao fanafody ho an'ny olona tera-bao. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (Ski) a.: Ditin-kazo fotsifotsyeny amin'nyrantsankazo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3. p. t.: Mitsangana, toy ny sofin'ampondra. 4 Taitra, hendratra: Ranga ny sofindRakoto nahare fa nisy nahazo ilay vola roa hetsy tamin'ny lote ria. ? (tendrombohitra, hazo) Avo, tazandavitra. - t.i.f.: Rangaina, na rangavina, aranga, voaranga, tafaranga, mandranga, fandranga, mpandranga / andrangana, fandrangana / miranga, firanga, mpiranga / irangana, f?rangana, mpirangana / maharanga / rangaranga. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101