Dikan'ny teny : raloba

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Hira fanao amin' ny fiandrasam-paty any anindran-tany. ΒΆ M,h.: Sasy, baheza. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Karazana korintsana vita amin'ny sampan-drofia (baobao na bao fombo) norarina ho vata kely fisaka misy tahony efatra ihazonana azy; asiana voa madinika ao anatiny (ny any amin' ny faritany avaratra sy atsinanana ary Sainte-Marie no mampiasa azY). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076