Dikan'ny teny : ralia
Hampiditra dikany hafa
(fr. rallye) a.: Fifaninanan'olona mandeha an-tongotra na fifaninanan'aotomobilina izay tsy maintsy tonga amin'ny toerana iray voatondro rehefa avy nandia fitsapana maromaro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha