Dikan'ny teny : raika
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Rona. - t.i.f.: Araika, voaraika, tafaxaika 1 mandraika, fandraika, mpandraika / andraihana, fandraihana / mifandraika 1 miraika, firaika, mpiraika / iraihana, firaihana, iraikana, firaikana / maharaika / raikaraika / mifandraika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.i.: Jar. Iraika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha