Dikan'ny teny : rahonana
Hampiditra dikany hafa
(rahona) mt. ih. (rahony): Teneninamafy, fa nisy ratsy nataony; levilevena: Nandrairay zauatr'olona Ikoto ka norahonan-drainy mafy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha