Dikan'ny teny : rasavolana

Hampiditra dikany hafa
Kabary (amin'ny fahoriana) atao amin'ny misasak'alin'ny fiandrasam-paty ho fisaorana ny olona sy ho fanomezan-dalana izay tsy afaka hijanona intsony ary hanomezana ny fandaharam-potoana amin'ny fandevenana Ahitsio
(03/08/2016 17:33 - Nampidirin'i famoha)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0479