Dikan'ny teny : prezidà
Hampiditra dikany hafa
(fr, président) a.: Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin'ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin'ny mpikambana ao amin'ny fikambanana. • h.i,: Fil oham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diouy tsara ny tanàna.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha