Dikan'ny teny : potsika

Hampiditra dikany hafa
p.t.: Natao torotoro toy ny vovoka: Tsy mety potsika ity mangahazo ity, fa mafy velona tahaka ny uato. i t.i.f.: Potsehina, voapotsika, pinotsika 1 mamotsika, famotsika, mpamotsika; manapotsika, fanapotsika, mpanapotsika 1 amotsehana, famotsehana; anapotsehana, fanapotsehana 1 mahapotsika 1 potsipotsika / mamotsipotsika. ΒΆ M.h.: Torotoro, mongo, montsana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008