Dikan'ny teny : potsehina
Hampiditra dikany hafa
(potsika) mt. ih. (potseho): Atao torotoro toy ny vovoka, kosohina: Potseho ireo vomanga ireo homena ny zazakely,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha