Dikan'ny teny : potehina

Hampiditra dikany hafa
(potika) mt, ih. (poteho): Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho. ? h. o.: Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan'ny rahalahiny, tamin'ny endrikendrika sy ny fosafosa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0344