Dikan'ny teny : potasy

Hampiditra dikany hafa
(fr. potasse) a.: Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0568