Dikan'ny teny : porotaka
Hampiditra dikany hafa
ft.: Enti-milaza ny kibo be matavy mirotaka na mitambotsotra midina. - t.i.f.: Tafaporotaka 1 mamorotaka, famorotaka 1 miporotaka, fiporotaka 1 porotadrotaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha