Dikan'ny teny : poretika
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Tsy milamina fa mifangaro, mikorontandrontalla etsy sy eroa. - t.i.f.: Poretehina, aporetika, voaporetika, tafaporetika / manaporetika, fanaporetika, mpanaporetika / anaporetehana, fanaporetehana / miporetika, fiporetika, mpiporetika / iporetehana, fiporetehana / mahaporetika 1 poretidretika.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha