Dikan'ny teny : poly

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Anana voahahy atao fitaiza hohanina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. ft.: Fandraisana sady famoriporetan-javatra amin'ny rantsantanana mba ho potika na halemy. - t.i.f•: Polena, polesina,voapol? j manapoly, fanapoly, mpanapoly J anapolesana, fanapolesana / mahapoly / polipoly. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0075