Dikan'ny teny : pololotina
Hampiditra dikany hafa
na Pololorina (pololotra) mt. ih. (pololoty, pololory): Enti-milaza ny vovoka na ny setroka atosiky ny rivotra na tsofina, ka toa mirohotra misesika hivoaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha