Dikan'ny teny : piripity

Hampiditra dikany hafa
a.: Amponga tsangana kely indrindra vita amin'ny hoditra tokana eo amin'ny tendrony ambony (hoditr' omby na ondry, na osy, na bibilava do na menarana no henjanina amin'ny fantsika hazo eo amin'ny tendrony ambony); tsy maintsy anankiroa (feo avo sy iva) no ampiarahina ary velesin'ny felatanana havia sy havanana. I-reto avy ny flanakavian'ny piripity: ny n'lapa, n'lapabe, ny tary, ka ity no ngeza indrindra. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0074