Dikan'ny teny : pin-
Hampiditra dikany hafa
Fitambaran'ny P sy ny " tsofoka na sisika IN hanaovana mt. ih. amin'ny fototeny sasantsasany manomboka amin'ny P.: Pinaoka = p+ in+ aoka: Voapaoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha