Dikan'ny teny : pilopilo
Hampiditra dikany hafa
1.
(fit.-p.) a.: Voantsiperifery, dipoavatra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
p.t.: Marani-doha. ? I-lazana koa ny loha mihefikefika mampiseho hajejoana, na ny loham-bibilava misosososo sy mitrangatranga le-la. - t.i.f.: Apilopilo / mipilopilo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha