Dikan'ny teny : pepipepy

Hampiditra dikany hafa
a. : Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha. - t.i.f.: Apepipepy / mipepipepy. ΒΆ M.h.: Pempena, papapapa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.007