Dikan'ny teny : pentsompentsonina
Hampiditra dikany hafa
(pentsompentsona) mt. ih. (pentsopentsony): Enti-milaza ny zavatra na ny olona tenenina na resahina amin-kabasiambava, itsaontsaonana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha