Dikan'ny teny : pempena
Hampiditra dikany hafa
a.: Fivezivezena mitady zavatra na taitra ka tsy mahita izay haleha fa mankatsy mankaroa; papapapa, i Pempenina, apempena, tafapempena 1 mipempena 1 ipempenana, fipempenana 1 mahapempena.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha