Dikan'ny teny : patrakala
Hampiditra dikany hafa
a.: Vongan-drano vaventy izay mitete avy amin' ny ravinkazo any anaty hazo rehefa avy ny orana, ka mipoapoaka (mip atrapatraka) noho ny hamafisan'ny fianjerany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha