Dikan'ny teny : pariaka

Hampiditra dikany hafa
a.: Paritaka, fiely, fihahaka amin'ny toerana ma-ro. - t.i.f.: Pariahana, apariaka, voapariaka, tafapariaka / manapariaka, fanapariaka, mpanapariaka / anaparlahana, fanapariahana / mipariaka, fipariaka, mpipariaka / ipariahana, fipariahana 1 mahapariaka / pariadriaka, Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0079