Dikan'ny teny : papangofotsy
Hampiditra dikany hafa
a.: Karazam-papango tsy mba mahay mifaoka fa iantombenany kosa ny biby asiany, toy ny akoho, gana, dokotra, voalavo.... ΒΆ M.h.: Fanohoka, fanindry.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha