Dikan'ny teny : ovotra
Hampiditra dikany hafa
1.
a.: Ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy. - da.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Btm) a.: Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha