Dikan'ny teny : ovaka

Hampiditra dikany hafa
1. (Tsm) a.: Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, ro-fia.,., izay azo hanina atao laoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. - t.i.f.:Ovahana, aovaka, voaovaka 1 manovaka, fanovaka I anovahana, fanovahana / miovaka, fiovaka, mpiovaka / mahovaka / ovakovaka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0157