Dikan'ny teny : otrika

Hampiditra dikany hafa
1. a.: Karazam-borona andrano mitovitovy habe amin' ny akoho. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka azy haingana; fitahirizana, fierena, famitsahan' ny miaramila. - t.i.f.: Otrehana, aotrika, voaotrika / manotrika, fanotrika, mpanotrika / anotrehana, fanotrehana / miotxika, fiotrika, mpiotrika 1 iotrehana, fiotrehana / mahotrika, otrikotrika. * F.-p.: Otri-po: hatezerana voatahiry ao am-po ka mite-raira fankahalana. ΒΆ M.h.: Lolompo, fo lentika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0073