Dikan'ny teny : ongahana

Hampiditra dikany hafa
(ongaka) mt. ih. (ongahy): Ingaina, faohina, paohina: Nongahan'ny rivotra ny tafon'ny trano teto antanĂ na. 1 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan'ireo mpikarama ny entana rehetra ka dimy minitra monja dia nadiodio ny trano. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0193