Dikan'ny teny : olonolona
Hampiditra dikany hafa
Fihatakatahana, fisarahana amin'ny be sy ny maro, fitsitokotokoana. - t.i.f.: Miolonolona, fiolonolona, mpiolonolona / iolonolonana, fiolonolonana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha