Dikan'ny teny : ohaka
Hampiditra dikany hafa
a.: Endaka, fanendahana ny miraikitra. - t.i.f,: Miohaka, fiohaka, mpiohaka 1 iohafana, fiohafana / mampiohaka, fampiohaka, mpampiohaka 1 ampiohafana, fampiohafana / ohakohaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha