Dikan'ny teny : novambra
Hampiditra dikany hafa
(fr. novembre) a.: Anaran'ny volana fahiraika ambin'ny folo amin'ny taona, misy andro 30.
Azo soratana ihany koa hoe "Naovambira"
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha