Dikan'ny teny : norvezianina
Hampiditra dikany hafa
(fr. norvégien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Norvezy. ~ p.t.: Momba an'i Norvezy, an'i Norvezy na avy any Norvezy: Anisan'ny nitory ny filazantsara teto ny misionera norvezianina.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha