Dikan'ny teny : nikaragoanina

Hampiditra dikany hafa
(fr. Nicaragua-yen) a.: Ny firenena tompontany any amin'ny tanin'ny Nikaragoay (Amerika afovoany): Miteny espaniola ny Nikaragoanina 1 p.t.: Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.008