Dikan'ny teny : ngilo
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Mainty somary mangirangirana, mamiratra, ohatra ny kiraro verinia mainty. - t.i.f.: Ngiloina, angilo, voangilo / manangilo, fanangilo, mpanangilo J anangiloana, tanangiloana / mahangilo / ngilongilo / hangilo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha