Dikan'ny teny : ngazana
Hampiditra dikany hafa
p. t.: Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry. 1 h. i.: Tany — tanety na toerana tsy ahitan-tsakafo. - t.i.f.: Hangazana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha