Dikan'ny teny : neno
Hampiditra dikany hafa
ft.: Tsy fampiasa irery fa enti-milaza feo re amin'ny fitsofana na fitendrena zavamaneno, hirahiran'ny vorona na feo ataon'ny biby sasany; fitatatatana amin'ny teny na vatsavatsa atao. - t.i.f.: Maneno, faneno, mpaneno / anenoana, fanenoana / nenoneno.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha